Deoteronomia 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tena tokony homenao izy,+ ary tsy tokony ho kahihitra ny fonao rehefa manome azy, satria izany no hitahian’i Jehovah Andriamanitrao anao amin’ny asanao rehetra sy izay rehetra hataonao.+ Salamo 112:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manao fanomezana be dia be izy, ary manome ho an’ny mahantra.+ צ [Tsade]Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+ ק [Kôfa]Hisandratra amim-boninahitra ny tandrony.*+ Ohabolana 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+ Mpitoriteny 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Alefaso eny ambony rano+ ny mofonao,+ fa ho hitanao indray izy rehefa afaka andro maro.+
10 Tena tokony homenao izy,+ ary tsy tokony ho kahihitra ny fonao rehefa manome azy, satria izany no hitahian’i Jehovah Andriamanitrao anao amin’ny asanao rehetra sy izay rehetra hataonao.+
9 Manao fanomezana be dia be izy, ary manome ho an’ny mahantra.+ צ [Tsade]Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+ ק [Kôfa]Hisandratra amim-boninahitra ny tandrony.*+
17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+