Salamo 41:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Sambatra izay miahy ny mahantra,+Fa i Jehovah hamonjy azy amin’ny andro mahory.+ Ohabolana 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+ Ohabolana 28:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Izay manome ho an’ny mahantra dia tsy hanan-java-mahory,+ fa izay manakimpy ny masony kosa ho voaozona imbetsaka.+ Isaia 58:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy izao koa ve izany: Ny mizara ny mofonao amin’ny noana,+ sy mampiantrano ny ory sy ny tsy manan-kialofana,+ sy mampitafy an’izay hitanao mitanjaka,+ ary tsy miafina amin’ireo mpiray firenena aminao?+ Ezekiela 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 tsy nampijaly olona izy;+ ary naveriny ny antoka nalainy tamin’izay nitrosa taminy;+ tsy naka an-keriny fananan’olona izy;+ ary nomeny ho an’ny noana ny sakafony,+ ary nampitafiany ny tsy manan-kitafy;+
17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+
27 Izay manome ho an’ny mahantra dia tsy hanan-java-mahory,+ fa izay manakimpy ny masony kosa ho voaozona imbetsaka.+
7 Tsy izao koa ve izany: Ny mizara ny mofonao amin’ny noana,+ sy mampiantrano ny ory sy ny tsy manan-kialofana,+ sy mampitafy an’izay hitanao mitanjaka,+ ary tsy miafina amin’ireo mpiray firenena aminao?+
7 tsy nampijaly olona izy;+ ary naveriny ny antoka nalainy tamin’izay nitrosa taminy;+ tsy naka an-keriny fananan’olona izy;+ ary nomeny ho an’ny noana ny sakafony,+ ary nampitafiany ny tsy manan-kitafy;+