Salamo 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mahitsy+ ny fitsipik’i+ Jehovah, mahafaly ny fo.+Madio+ ny didin’i+ Jehovah, mampahiratra ny maso.+ Salamo 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mamelombelona ahy izy,+Ary mitarika ahy amin’ny lalan’ny fahamarinana, noho ny anarany.+ Filipianina 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Andriamanitra mantsy no miasa ao anatinareo,+ satria izany no mahafinaritra azy. Amin’izay dia sady maniry ianareo no manatanteraka.+
8 Mahitsy+ ny fitsipik’i+ Jehovah, mahafaly ny fo.+Madio+ ny didin’i+ Jehovah, mampahiratra ny maso.+
13 Andriamanitra mantsy no miasa ao anatinareo,+ satria izany no mahafinaritra azy. Amin’izay dia sady maniry ianareo no manatanteraka.+