Salamo 97:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ho menatra izay rehetra manompo sary sokitra,+Sy izay mirehareha noho ny amin’ny andriamanitra tsy misy dikany.+Miankohofa eo anatrehany, ry andriamanitra rehetra!+ Jeremia 51:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy misaina mihitsy ny olona rehetra ka tsy mahalala.+ Ho menatra ny mpanefy rehetra fa nanao sary sokitra.+ Fitaka fotsiny ny sarivongana metaly nataony,+ fa tsy misy aina.+
7 Aoka ho menatra izay rehetra manompo sary sokitra,+Sy izay mirehareha noho ny amin’ny andriamanitra tsy misy dikany.+Miankohofa eo anatrehany, ry andriamanitra rehetra!+
17 Tsy misaina mihitsy ny olona rehetra ka tsy mahalala.+ Ho menatra ny mpanefy rehetra fa nanao sary sokitra.+ Fitaka fotsiny ny sarivongana metaly nataony,+ fa tsy misy aina.+