14 Amin’ny andro mahafaly dia mifalia,+ ary amin’ny andro mahory dia aoka ho fantatrao fa samy nataon’Andriamanitra na ny andro mahafaly na ny andro mahory,+ mba tsy hahafantaran’ny olombelona izay hitranga any aoriany.+
6 Hirahiko hamely firenena mpivadi-pinoana+ izy, ary hodidiako hamely an’ilay vahoaka iharan’ny fahatezerako,+ mba hamaboany zavatra maro sy handrobany zavatra be dia be, ary hanosihoseny azy toy ny fanosihosy fotaka eny an-dalambe.+