3 Noho izany, dia hisaona ny tany+ ary madiva hanjavona ny mponina rehetra ao, mbamin’ny bibidia sy ny voro-manidina eny amin’ny lanitra. Ary na ny trondro any an-dranomasina aza dia hangonina mba ho faty.+
3 “Haripako ny olona sy ny biby.+ Haripako ny voro-manidina eny amin’ny lanitra sy ny trondro any an-dranomasina,+ ary ny vato mahatafintohina sy ny ratsy fanahy.+ Haringako tsy ho eny ambonin’ny tany ny olombelona”,+ hoy i Jehovah.