1 Samoela 17:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary naka ny tehiny izy, dia nifidy ny vato dimy malama indrindra teo amin’ny lohasaha falehan-driaka, ka nanao izany tao anaty kitapony fitondrany miandry ondry sady fasiany zavatra. Teny an-tanany koa ny pilotra.+ Dia nanatona an’ilay Filistinina izy. Salamo 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Na dia mamakivaky lohasaha maizim-pito aza aho,+Dia tsy misy loza atahorako,+Satria ianao no eo anilako.+Ny tsorakazonao sy ny tehinao no manome toky ahy.+
40 Ary naka ny tehiny izy, dia nifidy ny vato dimy malama indrindra teo amin’ny lohasaha falehan-driaka, ka nanao izany tao anaty kitapony fitondrany miandry ondry sady fasiany zavatra. Teny an-tanany koa ny pilotra.+ Dia nanatona an’ilay Filistinina izy.
4 Na dia mamakivaky lohasaha maizim-pito aza aho,+Dia tsy misy loza atahorako,+Satria ianao no eo anilako.+Ny tsorakazonao sy ny tehinao no manome toky ahy.+