-
Deoteronomia 18:10-12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tsy tokony hisy eo aminao mihitsy ny olona mandoro* ny zanany lahy na ny zanany vavy ao anaty afo,+ na manao sikidy,*+ na mampiasa herin’ny maizina,*+ na mitady fambara,+ na milalao ody,+ 11 na mamosavy, na mankany amin’ny mpamoha angatra*+ na mpilaza ny hoavy,+ na olona manontany amin’ny maty.+ 12 Maharikoriko an’i Jehovah mantsy izay manao an’ireo zavatra ireo. Ary ireo fanao maharikoriko ireo no mahatonga an’i Jehovah Andriamanitrao handroaka an’ireny olona ireny hiala eo anatrehanao.
-