Matio 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nisy feo koa avy any an-danitra+ niteny hoe: “Io no Zanako malalako,+ ilay ankasitrahako.”+ Matio 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mbola niteny izy, dia iny fa nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary nisy feo niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.+ Henoy izy.”+ Marka 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nisy feo avy any an-danitra niteny hoe: “Ianao no Zanako malalako. Ankasitrahako ianao.”+ Marka 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nisy rahona nanaloka an’ireo mpianatra, dia nisy feo+ niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako malalako.+ Henoy izy.”+ Lioka 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nidina nankeo amboniny ny fanahy masina, izay naka endrika voromailala, ary nisy feo avy any an-danitra niteny hoe: “Ianao no Zanako malalako. Ankasitrahako ianao.”+ Lioka 9:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nisy feo+ niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako, ilay nofidiko.+ Henoy izy.”+ 2 Petera 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nomen’Andriamanitra Ray haja amam-boninahitra mantsy izy rehefa nilaza taminy an’ireto teny* ireto ilay be voninahitra: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.”+
5 Raha mbola niteny izy, dia iny fa nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary nisy feo niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.+ Henoy izy.”+
7 Ary nisy rahona nanaloka an’ireo mpianatra, dia nisy feo+ niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako malalako.+ Henoy izy.”+
22 Dia nidina nankeo amboniny ny fanahy masina, izay naka endrika voromailala, ary nisy feo avy any an-danitra niteny hoe: “Ianao no Zanako malalako. Ankasitrahako ianao.”+
17 Nomen’Andriamanitra Ray haja amam-boninahitra mantsy izy rehefa nilaza taminy an’ireto teny* ireto ilay be voninahitra: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.”+