Jeremia 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Varimbazaha no nafafin’izy ireo nefa tsilo no nojinjainy.+ Niasa mafy izy ireo ka nandraiky narary mihitsy nefa tsy nahitan-tsoa izany.+ Ho menatra tokoa izy ireo noho ny vokatra azony, satria tezitra mafy i Jehovah.” Hagay 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Be no nafafinareo, nefa kely no taomina.+ Mihinana ianareo nefa tsy voky.+ Misotro ianareo nefa tsy ampy hahamamo akory izany. Mitafy ianareo nefa tsy mafana. Ary izay mikarama dia mahazo karama hatao ao anaty kitapo loaka.’”+
13 Varimbazaha no nafafin’izy ireo nefa tsilo no nojinjainy.+ Niasa mafy izy ireo ka nandraiky narary mihitsy nefa tsy nahitan-tsoa izany.+ Ho menatra tokoa izy ireo noho ny vokatra azony, satria tezitra mafy i Jehovah.”
6 Be no nafafinareo, nefa kely no taomina.+ Mihinana ianareo nefa tsy voky.+ Misotro ianareo nefa tsy ampy hahamamo akory izany. Mitafy ianareo nefa tsy mafana. Ary izay mikarama dia mahazo karama hatao ao anaty kitapo loaka.’”+